|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatsapana
Fototeny  2 tsapa
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy [2.470]
7  Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19