Teny iditra | 1 fahatsorana |
Fototeny | 2 tsotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 straightforwardness, plain speech [1.7] |
Ohatra |
5 Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [2.4] 6 Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [2.472] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fahatsorana io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |