|
|
|
|

Teny iditra 1  fahavelony
Singan-teny  2 faha~, 3 velona
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Ny ankehitriny :
Fanazavàna teny anglisy  7 at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2#146]
8 during the lifetime of such a one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 du vivant de... [1.3#136]
10 durant la vie de ..., au temps de [1.8]
Ohatra  11  tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137]
12  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#]
13  Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fahavelony

Fivaditsoratra  fahavelony, 15 fehy volana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19