Teny iditra | fahavita (vita) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Conclusion, façon de fabriquer, de mener à bonne fin, le moyen, le temps [1.68] | ||
Ohatra | Hataon' ny mpanota ahoana no fahavita fahagagana toy izany?
[2.996] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |