Teny iditra | fahavokarana (vokatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Fruitfulness, abundance; the harvest season [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fécondité, abondance des fruits; la moisson [1.8] | |
La fertilité, l'abondance des fruits [1.196] | ||
Ohatra | Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka, ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana
[1.253] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |