|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vokatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
16 Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 fruit, produce; a result [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 produit, résultat [1.8, 1.13]
19 fruit, récolte qui produit [1.8]
20 effet, conséquence [1.13]
21 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196]
Ohatra  22  izahay mampakatra ny vokatra. [2.442#]
23  Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny hoe vokatra
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  26 Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Teny iditra (2/2) 27  vokatra
Sokajin-teny  28  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  29 Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
30 Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 productive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196]
Ohatra  33  vokatra be ny voanjonareo. [2.472#]
Voambolana  34  Haizavamaniry
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe vokatra

Fivaditsoratra  vokatra, 36 votraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21