Teny iditra | 1 fahazotoana (zoto) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 zeal, diligence [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 zèle, diligence [1.8] |
Tovy hevitra | 7 hazotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |