|
|
|
|

Teny iditra 1  zoto
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 zeal, diligence; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 zèle, diligence; application [1.8]
Ohatra  14  Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#]
15  Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#]
16  Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#]
Voambolana  17  Ontam-po
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe zoto
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  21 tozo, zoto

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21