| Teny iditra | 1 fahefana |
| Fototeny | 2 efa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
7 Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola 8 Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray 9 Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 power, authority;
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 puissance, autorité
[1.8] |
| Ohatra |
12 Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony.
[2.470#153]
13 Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472#254] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe fahefana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|