Teny iditra | fahendrena (hendry) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin' ny fahaizana ny fahendrena [1.1] | |
Tovy hevitra | hahendrena | |
Lohateny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fahendrena io | |
Teny iditra | Fahendrena | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Fahendrena: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | |
Fanazavàna teny anglisy | Wisdom: one of the books of the Bible [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sagesse: un des livres de la Bible [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |