|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hendry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny hoavy :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
11 Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
12 Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
13 Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 wise, prudent, intelligent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 intelligent, prudent, sage [1.3#235, 1.8]
16 raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]
Ohatra  17  Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643#]
18  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#]
19  Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe hendry
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 22  hendry
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Tily, tsikilo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3#235]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21