|
|
|
|

Teny iditra1  faheniny
Fototeny  2  enina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra) [1.1]
Ohatra  5  ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa; [2.59]
6  Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny faheniny io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31