Teny iditra | 1 fahibe |
Singan-teny | 2 fahitra, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [be, large.] A wide space for doing public business or play. See kianja [1.2] |
Ohatra |
5 Teo an-tanàna, andrefan' ny fasana, dia ny tokotanin-dRakotobe ankehitriny, dia nisy fahibe fanarian-davenona. [2.649#] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fahibe io |
Fivaditsoratra | 7 fahibe, fiheba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |