|
|
|
|

Teny iditra1  fahotana
Fototeny  2  ota
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  péché [1.8]
Ohatra  7  fahotana mahafaty izany. [2.472#]
8  Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4#]
9  Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285#]
Kamban-teny 
Lahatsoratra  11  Randzavola: fahotana ao amin' ny Baiboly (=> ota)

Fivaditsoratra  12  afantaho, fahotana, fañotaha, fatohana, tafahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10