| Teny iditra | 1 ota |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Hadisoana, heloka natao (indrindra tamin' Andriamanitra)
19 Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 sin
21 wrong, out of place [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 faute, transgression, violation; qui manque, qui oublie, qui rapporte mal les paroles de quelqu'un
[1.3#472] 23 péché 24 qui manque le but; omis [1.8] |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: ota ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 26 ato, ota, 27 tao, taò, 28 toa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|