|
|
|
|

Teny iditra 1  faizana
Fototeny  2 fay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sazina mba tsy hamerina hadisoana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be punished [1.2, 1.7]
10 to be made to disrelish; to be made to fear suffering again [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on punit [1.3#139, 1.8]
12 qu'on dégoûte par, qu'on châtie [1.3#139]
Tsipelina hafa  13 faizina

Fivaditsoratra  14 anafazy, faizana, 15 fiazana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22