Teny iditra (1/5) | 1 fay |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. 5 [1.7] sickened, disgusted, forewarned by past experience |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément 7 [1.8] dégoûté par une expérience fâcheuse |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 lao, maso voa sakay, nahita faisana, nandray ny kiho, tsy tia veroka, tsy tia hiherika, tsy tia mainty, tsy tia mololo, leom-boananana, afon-dolo afon' angatra |
Teny iditra (2/5) | 18 fay |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.13] fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.13] lime |
Voambolana |
22 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 37 fay |
Sokajin-teny | 38 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
39 [1.13] vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra |
Fanazavàna teny frantsay |
40 [1.13] faille |
Voambolana |
41 Haibolantany |
Mpanahaka | 42 etry, tresaka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 44 fay |
Sokajin-teny | 45 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
46 [1.78] [Taimoro]
karazana trondro 47 [1.1] Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony |
Fanazavàna teny anglisy |
48 [1.2#149] a kind of fish with a rough skin |
Voambolana |
49 Haibiby: trondro |
Teny iditra (5/5) | 50 fay |
Sokajin-teny | 51 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
52 [1.2#149] [Provincial]
rough |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 54 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |