Teny iditra mifako (fako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To gather up rubbish. [1.2]
Ohatra Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifako
Ny lasa : nifako
Ny hoavy : hifako
Filaza mandidy : mifakoa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11