Teny iditra |
faly raviny
|
Singan-teny | faly ; ravina |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not). [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas [1.3]
|
Tovy hevitra | |
|