|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  faly
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [1.2]
5  Happy, joyous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Joyeux, content [1.3, 1.8]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  Faly, ravo, mirana, mariaka, sariaka, somariaka, mintsimintsy, feno haravoana, dibo-kafaliana, sija, finaritra, diavolana ny fo, diavolana ny kibo, andihizam-papelika ny fo, afa-po, foladrairay
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny faly io

Teny iditra (2/4)18  faly
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Voambolana  20  Haizavamaniry
Fanazavàna teny anglisy  21  For fady [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22  équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [1.196]
Kamban-teny 
Sary 
24 

Teny iditra (3/4)25  faly
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27  For tifitra [1.2]
Sampanteny 
28  Matoantenin' ny mpanao :
29  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (4/4)30  Faly
Sokajin-teny  31  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  32  Haisoratra: boky
Mpanoratra  33  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Fivaditsoratra  34  faly, lafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13