Teny iditra (1/2) | 1 famafana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanesorana ny loto, ny fako; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako: Ilay kifafa bory no famafana ny lalantsara |
Fototeny | 4 fafa |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 6 famafana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] espacement |
Voambolana |
9 Fizìka |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |