|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fafa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  33 fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 sweeping, cleaning off. See faoka. [1.2]
35 the act of sweeping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36 action de balayer [1.3#136, 1.8, 1.82]
37 [Antesaka] action d'asperger, d'essuyer [1.82]
38 (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [1.196]
Ohatra  39  Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [2.529#98]
40  Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606#193]
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe fafa

Teny iditra (2/3) 42  fafa
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny malagasy  44 [Antesaka] hazo fisaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  45 [Antesaka] planche [1.82]

Teny iditra (3/3) 46  fafa
Sokajin-teny  47  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  49 [Antesaka+Antambahoaka+Antemoro+Bara] badalela
50 [Antemoro] mibadabada, miambatrambatra
51 [Antambahoaka] miraikidela [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  52 [Antesaka] bègue [1.82]
53 [Tankarana] qui bégaie. (vava). [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19