Teny iditra (1/2) | 1 famaha |
Fototeny | 2 vaha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba entina mamaha, manala fatotra: Atao ahoana no famaha itỳ tady kely itỳ? |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu’on peut délier, manière de délier |
Teny iditra (2/2) | 6 famaha |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] clé |
Voambolana |
9 Fitaovam-piasana |
Tovy hevitra | 10 kle |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 afaham, famaha, hamafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |