|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  vaha
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [1.1]

Teny iditra (2/7)9  vaha
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  reraka, sasatra [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12  fatigué, épuisé, affaibli [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/7)14  vaha
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
16  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17  trano fiompiana biby na vorona [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/7)18  vaha
Sokajin-teny  19  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  20  sy, ary [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (5/7)23  vaha
Sokajin-teny  24  anarana
Sampanteny 
25  Anarana :
Voambolana  26  Matematika: alijebra
Fanazavàna teny frantsay  27  solution [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (6/7)29  vaha
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  fakan-kazo [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (7/7)32  vaha
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  garaba [Tambahoaka] [1.78]
35  sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17