|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famahana (vaha)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaborahana; fanalana fatorana; fanatsoahana, fanapahana (fanekena) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  L’action de détacher, de délier, d’effiler, l’instrument [1.3#799]

Teny iditra (2/2)5  famahana (vaha)
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  Résolution [1.13]
Ohatra  8  Efa nanomboka tamin' ny 2009 no nirotsaka tamin' ny famahana ny krizy teto Madagasikara ny CI [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  famahana, hamafana, mahafana, manafaha, manahafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19