|
|
|
|

Teny iditra1  famahanan-tenona
Singan-teny  2  famahanana, tenona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra horonan'ny kofehy atao fahan' ny tenona ka atsofoka mifandimbindimby avy an-kavanana sy avy an-kavia rehefa manenona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [Rel. s. from namahana (fahana), and tenona, weaving.] A shuttle. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07