|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tenona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
9  Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  weaving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés [1.3]
12  tissage [1.8]
13  les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser [1.196]
Ohatra  14  Ny tenona ataony tsy azo itafiana; [2.996#29.059.006]
15  tenona sy ny fanantana anenomana azy. [2.69#263]
16  nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana. [2.48]
17  Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy. [2.472]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny tenona io
Lahatsoratra  21  Randzavola: tenona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)22  tenona
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  25  Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit. Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier. La plante fournit aussi une bonne pâte à papier. Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale. Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches. [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  27  entano, ontane, tenona, tonena

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30