|
|
|
|

Teny iditra 1  famaly
Fototeny  2 valy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba entina mamaly
7 Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
8 Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce qu'on peut répondre
10 manière de répondre [1.3]
Ohatra  11  Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]

Fivaditsoratra  famaly, 12 filama, 13 mafy la

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19