| Teny iditra (1/2) | 1 valy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
25 Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao 26 Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao 27 Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 réponse à une question, à une lettre, réplique
29 figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3#806] |
| Ohatra |
30 Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense)
[1.3#806]
31 Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806] 32 Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806] |
| Tovy hevitra | 33 famerenana, setry, tsimbalivaly |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe valy |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 36 valy |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
40 [Tambahoaka] vady
[1.78] |
| Fikambanana | 41 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe valy |
| Fivaditsoratra | 42 lavy, valy, 43 vila |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|