|
|
|
|

Teny iditra1  famantarandrivotra
Singan-teny  2  famantarana, rivotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra ahodin' ny rivotra ka ahalalana ny hamafin' ny fitsokan' ny rivotra sy ny fiaviany, na avy atsimo na avy avaratra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][famantaran-drivotra] A weather-cock.
Voambolana  6  Fitaovana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07