|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  rivotra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 wind, air [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 vent [1.3, 1.8]
10 brise [1.3]
11 air [1.8]
Ohatra  12  Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
13  ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470#147]
Voambolana  14  Haitoetrandro
Mpanahaka  15  aera, 16  atmosfera
Zanakanarana 
Fikambanana  39  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 41 misy ny teny hoe rivotra
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  41 Randzavola: rivotra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 42  rivotra
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44 vitesse, rapidité [1.3]

Fivaditsoratra  rivotra, 45 rovitra, 46 varotry, 47 virotra, 48 voritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22