Teny iditra | 1 famariparitana |
Fototeny | 2 fariparitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 échelle (en cartographie) [2.118] |
Ohatra |
5 Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa. [2.285#] 6 Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27#] |
Fivaditsoratra | 7 famariparitana, famirapiratana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |