Teny iditra | 1 fariparitra |
Fototeny | 2 faritra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [duplicatif fréquentatif] [1.3#156] |
Ohatra |
8 Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana. [2.643#] 9 Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra. [2.296#] |
Fivaditsoratra | 10 fariparitra, firapiratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |