Teny iditra | famazivazy (vazivazy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer [1.3] | |
Teny iditra | famazivazy (vazivazy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo vazivazìna [1.1] | |
Ohatra | ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | famazivazy, famizaviza |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
![]() |