|
|
|
|

Teny iditra 1  vazivazy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
21 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 joking, horseplay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 jeu, plaisanterie; moquerie [1.8]
Ohatra  24  vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina! [2.324]
25  Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471#28]
Mpanahaka  26  akisakisabe, 27  ala hamohamo, 28  ariralahy, 29  ariravavy, 30  fanory, 31  haikaika, 32  hatsikana, 33  hatsikana, 34  hotsohotso, 35  kapotsaka, 36  katsikana, 37  kihanihany, 38  kilalao, 39  kivalavala, 40  kivazivazy, 41  mpananihany, 42  mpiaingiaingy, 43  mpiangano, 44  safary, 45  sangy mihoatra ny loha, 46  sangisangy, 47  sangisangy zary tenany, 48  somonga, 49  tsihanihany, 50  vosobosotra

Fivaditsoratra  vazivazy, 51 vizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22