Teny iditra famboly (voly)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora [1.1]
Ohatra 
1Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437]
2Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14