Teny iditra | famefehana (fefika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahafefika, hahavaky: Anjaran' ny lehiben' ny sambo ny famefehana ny sambony mita hitany fa ilaina [1.1] | |
Fivaditsoratra | famefehana, manefahefa, namefahefa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |