Teny iditra | 1 fameno |
Fototeny | 2 feno |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy 5 Fomba entina mameno [1.1] 6 teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Ce qui comble la mesure ou complète le nombre, ce qu’il faut remplir ou compléter, manière de remplir [1.3#163] 8 complément [1.13] |
Ohatra |
9 ity no famenon'ny volanao (Voici ce qui complète la somme qui vous est due) [1.3#163] 10 Hataoko ahoana no fameno io barika io? (Comment ferai-je pour remplir cette barrique?) [1.3#163] 11 Io no sinibe famenonao isan’ andro (Voilà la grande cruche que vous devez remplir tous les jours) [1.3#163] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |