|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  feno
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#284] Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.]
5  [1.7] full, complete
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] plein, complet
Haiendriteny 
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Mpanahaka  13  feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  43  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny feno io

Teny iditra (2/2)45  feno
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny malagasy  47  [1.78] [Tanosy] sery (aretina)
Voambolana  48  Fahasalamana
Ohabolana  49  Ohabolana misy io teny feno io

Fivaditsoratra  50 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21