|
|
|
|

Teny iditra1  famenoana
Fototeny  2  feno
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana: Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  remplissage, action de compléter [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  famenoana, fanemoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20