|
|
|
|

Teny iditra 1  famerina
Fototeny  2 verina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomba entina mamerina
6 Azo averina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Ce qu’on peut rendre, manière de rendre [1.3#828]
Ohatra  8  Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928#]
9  Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe famerina

Fivaditsoratra  famerina, 11 mafireña, 12 marifeña, 13 mifañare

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19