Teny iditra fameriny (verina)
Singan-teny famerina
Sokajin-teny anarana famerina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1]
Ohatra Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01