|
|
|
|

Teny iditra1  famerina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mamerina
Azo averina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#828] Ce qu’on peut rendre, manière de rendre
Ohatra  5  [2.928#] Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina.
6  [2.643#] Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy.
Fototeny  7  verina
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  famerina, fiareman, mafireña, marifeña, mifañare, niaferam, niefaram

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21