Teny iditra | fametaka (fetaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut coller, manière d'appliquer [1.3] | |
Teny iditra | fametaka (petaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mametaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut coller, appliquer; ce qu'on colle ou applique habituellement; manière de coller [1.3] | |
Teny iditra | fametaka (petaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo apetaka: Tsy fametaka amin' ny trano itỳ [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |