|
|
|
|

Teny iditra 1  petaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka
21 Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
22 flat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 plat [1.8]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe petaka
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21