Teny iditra fametsovetso (vetsovetso)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny
Azo vetsovetsoina [1.1]
Tovy hevitra fivetsovetso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20