|
|
|
|

Teny iditra 1  vetsovetso
Fototeny  2 vetso
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tanisanisa lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany
20 Hira kaloina malefaka dia malefaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 loquacité, abondance de paroles, facilité d'élocution, détails minutieux et longs [1.3]
Tovy hevitra  22 vetsivetsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22