|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  family
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamily
5 Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
6 Azo avily [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]
Ohatra  8  Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#]

Teny iditra (2/2) 9  family    
Sokajin-teny  10  anarana
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Fanazavàna teny anglisy  12 fianakaviana, tarakaka
13 karazana [1.17]
Ohatra  14  Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#]

Fivaditsoratra  family, 15 filima, 16 mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19