|
|
|
|

Teny iditra 1  fianakaviana
Fototeny  2 anakavy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the relationship of the various members of a family. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 famille [1.54, 1.5]
9 la parentèle [1.5]
Ohatra  10  Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. [2.499#81]
11  Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472#20]
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how fianakaviana
Lahatsoratra  14 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19