|
|
|
|

Teny iditra1  faminaniana
Fototeny  2  vinany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a prophecy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834]
7  prophétie [1.8]
Ohatra  8  Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369#]
9  momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#]
Voambolana  10  Fivavahana, finoana
Lahatsoratra  11  Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany)

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20